Malagasy · Literary fragment

Alin'ny andro — René Barjavel

From La Nuit des temps by René Barjavel · Malagasy translation by Mose Njo.

Alin'ny andro cover artwork with a bright yellow sun and two stone formations on a blue background

Ny hany tokana nanaiky ilay tranga am-pitoniana dia i Brivaux. Izy no hany tokana teraka sy lehibe tany ambanivohitra. Ireo hafa rehetra, tany an-tanàndehibe avokoa, lehibe teo ankibon'ny tsimateza, ny afo mololo, ny eo am-pananganana, ny miredareda, ny mirodana, ny miova, ny mihapotika.

Izy indray, manodidina ny vatoben'ny alpina, dia nianatra hanana drafitra lehibe ary hijery lavitra.

"Heverin'ireny fa adala amin'izany isika!', hoy i Grey.

René Barjavel · La Nuit des temps · Nadikan'i Mose Njo

← Blog · Malagasy